|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tora-botsotra |
| Singan-teny | 2 toraka, 3 votsotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza vidin-javatra atolotra avy hatrany fa tsy atao trosa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 payement au comptant.
[1.3] |
| Mpanahaka | 7 tolobotsotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|