| Entrée | 1 tondrahana |
| Radical | 2 tondraka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erý [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be watered, to be moistened [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on arrose, qu'on humecte [1.8] |
| Exemples |
7 tondrahana tsindraindray izy raha sendra tsy misy orana.
[2.117#]
8 Tsy maintsy sasana koa isan-kerinandro ary tondrahana ranompanafody. [2.332#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 vary amin-dronono tondrahan-tantely |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 15 tandrohana, 16 tondrahana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|