| Entrée | 1 tombom-barotra |
| Mots élémentaires | 2 tombo, 3 varotra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra [1.1] 6 [tombombarotra] ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana [1.13] |
| Explications en anglais |
7 profit [1.7] |
| Explications en français |
8 bénéfice [1.8] 9 [tombombarotra] bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation [1.13] |
| Exemples |
10 Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa.
[4.27#]
|
| Vocabulaire | 11 Economie: finances, gestion |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|