|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fahalehibeazana
[Taisaka]
[1.78] 4 Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [1.1] 5 vokatra analana ny lany [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an increase, a profit, a surplus
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 augmentation, croissance; bénéfice; surplus
[1.8] 8 avantage, gain 9 profit, bénéfice [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 17 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|