|
|
|
|

Teny iditra1  tolo-kevitra
Singan-teny  2 tolotra, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina. [1.1]
6 fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 proposition mathématique, suggestion. [1.13]
8 proposition. [1.5#143]
Ohatra  9  Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao [1.369]
10  Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna [4.27#]
11  Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#]
Voambolana  12  Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12