Entrée tolotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady
Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana
Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary [1.1]
Explications en anglais A gift, something handed over [1.7]
Explications en français Don, legs, ce qu'on offre [1.8]
 Offre, proposition, donation [1.13]
Exemples 
1Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo. [2.332]
2Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany [2.245]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée tolotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita [1.1]

Mis à jour le 2023/08/11