Entrée tokam-pilana (tokana, ila)
Partie du discours locution
Définition malgache 1) enti-milaza ny angely izay afaka ny feny ilany noho ny fampiadiana azy
¶ 2) ilazana olona izay asa karazany iray monja no ivelomany [Rajemisa 1985]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31