|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 filana |
| Fototeny | 2 ila |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Faniriana: Filan' ny vatan' ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao
5 Fanirian' ny nofo: Manaraka ny filany fotsiny io tovolahy io 6 Fitadiavam-pivelomana, raharaha, asa: Mivarotra antsinfarany, izany no filan' io Rangahy io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 Desire for anything; lust; want, necessity, desire, wish
[1.2] 8 a desire, a need; lust [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 désir; besoin; recherche
[1.8] 10 besoin [1.13] |
| Voambolana | 11 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 17 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 filana |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 for sikidy
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 17 Kilalao |
| Fivaditsoratra | 18 falina, 19 fanila, filana, 20 lafiña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|