| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 toho-tsofina | 
| Singan-teny | 2tohoka, 3sofina | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 teny malemilemy, bitsibitsika [1.1] | 
| Ohatra | 
6 Indray andro nanao resaka tohotsofina tamin' ny olona anankiray taoan-tanàna Ingahy Ravelo, fa mahita soga bintsy, hono.
[2.472] 
 | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |