|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tohina
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en français  11  [1.3] action de toucher

Entrée (2/3)12  tohina
Partie du discours  13  participe
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
Explications en malgache  17  [1.1] Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka.
Explications en français  18  [1.3] touché légèrement
dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens)
Exemples  19  [2.944#] Hoy aho somary tohina.
20  [2.298] Mora tohina amin'ny fony izy:

Entrée (3/3)21  tohina
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  [1.13] tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa
Explications en français  24  [1.13] allergie
Vocabulaire  25  Santé

Anagrammes  26  antohi, antohy, atohin, hanito, hanoty, haotin, hatoin, hatoni, hatony, hiaton, hitona, hotain, hotian, ihotan, itohan, nahito, nahoty, natohi, natohy, nihato, nihota, nitaho, nitoha, notahi, tahoin, tahony, tohain, tohina

Mis à jour le 2025/08/10