| Entrée | 1 tohanana |
| Radical | 2 tohana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra? Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena. Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 10 ahantona, 11 tananaho, 12 tohanana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|