| Entrée (1/4) | 1 tevika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1] 4 amonia [2.472] |
| Explications en français |
5 pneumonie [1.54] |
| Exemples |
6 Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro;
[2.472]
|
| Vocabulaire | 7 Santé |
| Synonymes | 8 amonia, pnemonia |
| Entrée (2/4) | 9 tevika |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en malgache |
11 Fanaintainana ohatra ny misy manindrona Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra [1.1] |
| Explications en anglais |
12 a spasm [1.2] |
| Explications en français |
13 douleur poignante, comme celle d'un point de côté [1.3] 14 point de côté [1.54] |
| Tous les mots composés | 15 tevi-doha |
| Vocabulaire | 16 Santé |
| Entrée (3/4) | 17 tevika |
| Partie du discours | 18 nom |
| Explications en malgache |
19 Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina [1.1] |
| Explications en anglais |
20 a bore in the lobe of the ear [1.2] |
| Explications en français |
21 trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille [1.3] |
| Tous les mots composés | 22 3 combinaisons de ce mot |
| Entrée (4/4) | 23 tevika |
| Partie du discours | 24 nom |
| Explications en malgache |
25 Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra [1.1] |
| Explications en français |
26 point de couture [1.3] |
| Tous les mots composés | 27 9 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 28 Economie: vêtements |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|