|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tetezan' orona |
| Singan-teny | 2 tetezana, 3 orona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilay rirana hatreo ambanin' ny handrina ka hatreo amin' ny tendron' orona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'arête longitudinale et supérieure du nez
[1.3] |
| Voambolana | 7 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|