|
|
|
|

Teny iditra1  tetezan' olona
Singan-teny  2 tetezana, 3 olona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12