| Entrée | 1 testamenta | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1] | 
| Exemples | 4   Koa ny hevitry ny teny hoe «testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ».
[1.38] | 
| Vocabulaire | 5 Ecritures Saintes | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |