|
|
|
|

Entrée1  tenindahy ririnina
Mots élémentaires  2  tenindahy, 3  ririnina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  raha sendra misy mahita ny tenindahy mamony amin' ny ririnina (fotoana mahamaina azy) dia mihevitra izany ho fambara loza [1.1]
Vocabulaire  6  Croyances

Mis à jour le 2025/09/12