|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tenin-dahy
Singan-teny  2 teny, 3 lahy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 paroles fortes, difficiles à digérer [1.3#696]

Teny iditra (2/2)7  tenindahy
Singan-teny  8 teny, 9 lahy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [Merina] [1.196]
Ohatra  13  tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48]
Voambolana  14  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  15 kitenindahy
Tohi-kevitra  16 tenimbavy
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  tenin-dahy, tenindahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08