|
|
|
|

Teny iditra1  tenimbavy
Singan-teny  2 tenina, 3 vavy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny fotsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de tenina et vavy : femmes ; « le tenina des femmes »). Gladiolus sp. (Iridaceae). Malzac écrit : « le glaïeul blanc ou le glaïeul flatteur à fleurs blanches ». C'est probablement la forme à fleurs blanches (mutation beaucoup plus rare que le type) de Gladiolus garnieri Klatt. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  8 kitenimbavy
Tohi-kevitra  9 tenindahy
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11 entim-bavy, tenimbavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09