| Entrée | 1 teboka roa |
| Mots élémentaires | 2 teboka, 3 roa |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 mari-pijanonan-tsoratra fampiasa: -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1] |
| Explications en anglais |
6 colon [3.1] |
| Explications en français |
7 deux points [1.5, 1.13] |
| Vocabulaire | 8 Linguistique |
| Analogues | 9 tebokatelo, tebokaamanpaingo, tebokafamaranana |
| Tableaux et planches |
10 Signes de ponctuation |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|