|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tavoka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy
23 Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1]

Teny iditra (2/3) 24  tavoka
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3]

Teny iditra (3/3) 27  tavoka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa
30 Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  31 piston [1.13]
Voambolana  32  Toe-karena: haihetsika

Fivaditsoratra  tavoka, 33 vatako, 34 vatkao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20