|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitavoka |
| Fototeny | 2 tavoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vy boribory lavalava mifanerana tsara amin'ny atin'ny paompy na ny tafoforana ka miakatra sy midina ao, misintona sy mampiakatra ny rano na ny rivotra (jer. koa Tavoka)..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a piston used in the native bellows.
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitavoka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a charm given to a dog to quicken his scent in the chase..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 (racine tavoka : agressivité). Préparation qu'on administrait aux chiens pour les rendre plus actifs, plus vigilants..
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 10 Finoana |
| Fivaditsoratra | 11 fitavoka, 12 fitokava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|