| Entrée | 1 tatsy ho atsy |
| Mots élémentaires | 2 atsy, 3 ho |
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] |
| Exemples |
5 tatsy ho atsy, dia matetika nihoatra ny laoniny ny fomba.
[2.298]
6 tatsy ho atsy no nitaran' ny fialan-tsiny amin' ny tsy izy : mila ho lava noho ny tena resaka io amin' ny sasany, lasa fampiderana haingon-teny fotsiny. [2.285] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|