|
|
|
|

Teny iditra1  tarotaroka
Fototeny  2 taroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the tender shoots of plants. See laingo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 les jeunes pousses des plantes, les jeunes feuilles fraîchement épanouies. [1.3]
Voambolana  7  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  8 taroka
Mpanahaka  9  laingo, 10  tsaroka

Fivaditsoratra  11 tarotaroka, 12 toratoraka, 13 traotraoka, 14 troatroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19