|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 taroka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 kapoka, vely.
[Bezanozano]
[1.78] 4 kapoka. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 flogging, beating. Comme daboka.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 taroka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 (souvent redupliqué en tarokataroka). Les jeunes pousses tendres des plantes ; plus spécialement de celles qu'on consomme comme légume après cuisson. Lorsqu'il s'agit des jeunes pousses comestibles provenant d'arbustes ou de lianes, on dit plutôt taro-daingo (de laingo)..
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 19 tarotaroka |
| Mpanahaka | 20 laingo, 21 tsimoka |
| Kamban-teny rehetra | 22 tarobazaha |
| Fivaditsoratra | 23 akotra, 24 atroka, 25 katrao, 26 katroa, 27 okatra, 28 rotaka, 29 takaro, 30 taroka, 31 toraka, 32 traoka, 33 troaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|