|
|
|
|

Teny iditra1  taozavatra
Singan-teny  2 tao, 3 zavatra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon' ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay mahasoa azy: Ny taozavatra no ananana izay mahasoa: sakafo, fitafiana, trano [1.1]
6 fanamboarana ny akora voajanahary hajary zavatra azo hanina na ho fitaovana ampiasaina amin' ny fiainana andavanandro: Iray amin' ireo fanoitran' ny fampandrosoana ny taozavatra [1.62#972]
Fanazavàna teny frantsay  7 artisanat, petite entreprise [1.13, 1.5]
Ohatra  8  Izany no mba taozavatrao. [2.470]
9  Sady nazoto ny Egyptiana no nahay tamin' ny taozavatra. [1.38]
10  Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [2.470]
11  Ary ny taozavatra atao ao Amparihibe [2.48]
12  ny mamorona taozavatra vaovao, ny manefy volamena sy volafotsy ary varahina, [2.996]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17