Entrée | 1 tany kotra |
Mots élémentaires | 2 tany, 3 kotra |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1] 6 Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117] |
Exemples |
7 Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso.
[2.117]
|
Vocabulaire | 8 Economie: agriculture |
Anagrammes | 9 tany kotra, 10 tinakotra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |