|
|
|
|

Teny iditra1  anatanterahana
Fototeny  2 tanteraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#678]
Ohatra  4  Eo amin' ny vato miorina ao an-tampon-tanànan' Evato no anatanterahana izany velirano izany. [2.508#]
5  Ny lalàna no mamaritra ny foto-kevitra ankapobe andaminana ny andrim-panjakana tsirairay avy sy anatanterahana ny tetibolany. [2.114#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12