|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nitady toko ka sendra vato |
| Singan-teny | 2 mitady, 3 toko, 4 sendra, 5 vato |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 sendra izay notadiavina indrindra (matetika io fombam-piteny io no tohizana ny hoe:
8 naniry zaza ka tera-dahy, 9 nikororoka vary ka sendra rivotra) [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|