Entrée (1/2) | 1 tanjaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.) Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka [1.1] |
Explications en anglais |
4 strength [1.2, 1.7] 5 power, vigour, robustness. See aina, hery [1.2] 6 vigor [1.7] |
Explications en français |
7 force [1.3, 1.8, 1.13] 8 vigueur [1.3, 1.8] 9 puissance [1.3, 1.13] 10 énergie, richesse ce qui rend un édifice solide [1.3] 11 renfort, tuteur [1.13] |
Exemples |
12 Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy.
[2.470]
13 Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 39 tanjaka |
Partie du discours | 40 nom |
Explications en français |
41 (sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout : Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies. [Bara] Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance. [Mahafaly] [1.196] |
Vocabulaire | 42 Botanique |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |