|
|
|
|

Teny iditra1  tandro-by
Singan-teny  2 tandroka, 3 vy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a spike put on the tips of the horns of a fighting bull [1.2#616]
Ohatra  6  Fa ny loza mahatsiravina koa dia ny ombalahy tandroby izay mahita ny afo milelaka ka mandrongatra avy ao am-pahitra mitrifana eran' ny tanàna. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12