|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tandroka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  16  26 mots contenant tandroka
Explications en malgache  17  [1.1] Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony
Explications en anglais  18  [1.7] a horn
Explications en français  19  [1.8, 1.13] corne
20  [1.196] Cornes des animaux
Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae
En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet.
Exemples  21  [1.437#] Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka.
Vocabulaire  22  Zoologie: (en général)
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot tandroka
Tableaux et planches  24  Formes des cornes des boeufs
Article  25  Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)26  tandroka
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28  [1.1] Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena
Exemples  29  [2.48] Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka.

Anagrammes  30  atondrak, tandroka, tondraka

Mis à jour le 2025/08/20