| Entrée | 1 Tanala |
| Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
| Mots élémentaires | 3 t~, ala |
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
8 [1.1] Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana |
| Explications en anglais |
9 [1.2] the dwellers in the forests. |
| Explications en français |
10 [1.5] populations forestières du sud-est de Madagascar (villes principales: Fort-Carnot, Ivohibe, Ifanadiana) |
| Vocabulaire |
11 Histoire: clans, tribus |
| Tableaux et planches |
12 Mots du dialecte |
| Anagrammes | 13 antala, lataña, talana, Tanala |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|