| Entrée (1/2) | 1 tambany |
| Radical | 2 ambany |
| Partie du discours | 3 adverbe au passé [Liste complète] |
| Exemples |
4 Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka.
[2.996#]
|
| Entrée (2/2) | 5 tambany |
| Radical | 6 ambany |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany [1.1] |
| Explications en français |
9 littéralement "habitants des régions basses" : les gens de la côte [1.5] |
| Synonymes | 10 tanindrana, tantsiraka |
| Anagrammes | 11 tambany, 12 tambina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|