Entrée (1/3) | 1 tahaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1] 4 dika mitovy [1.13] |
Explications en anglais |
5 like, similar to [1.2#599, 1.7] 6 as [1.2#599] |
Explications en français |
7 semblable, pareil [1.8] 8 copie [1.13] |
Exemples |
9 ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
[2.324]
10 Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470] 11 Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot tahaka |
Entrée (2/3) | 32 tahàka |
Partie du discours | 33 préposition [Liste complète] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (3/3) | 36 ta-haka |
Mots élémentaires | 37 ta, 38 maka |
Partie du discours | 39 locution |
Anagrammes | 40 hakata, 41 hataka, Hatàka, 42 ta-haka, tahaka, tahàka |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |