|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  ta
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2]
5 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Mpanahaka  7  te, 8  ti
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/9)10  ta
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 tanalahy [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  13 a provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Voambolana  14  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/9)15  ta
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
18 Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Voambolana  20  Feo

Teny iditra (4/9)21  ta
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 fitazonana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (5/9)24  ta
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny anglisy  26 a lamp. [Swa. taa.] [Provincial] [1.2]

Teny iditra (6/9)27  ta~
Sokajin-teny  28  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  29 Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]

Teny iditra (7/9)31  ta    
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  33 an' ialahy, an' ise [1.66]

Teny iditra (8/9)34  TA    
Sokajin-teny  35  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  36 Tananarive Antsirabe [3.1]
Lahatsoratra  37 
kmFijanonana
0,0Antananarivo Soarano
2,5Anosibe
4,5Soanierana
9,3Imerimanjaka
12,3Ambohijanaka
16,2Anjomakely
20,8Ambatofotsy
24,8Ambalavao
30,2Tsinjony
40,2Behenjy
kmFijanonana
53,2Andriambilany
66,6Ambatolampy
82,9Ambohimandroso
93,3Ampitatafika
102,3Ilempona
114,7Andavabato
124,9Sambaina
142,6Andranomanelatra
157,7Antsirabe

Teny iditra (9/9)38  Ta    
Sokajin-teny  39  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  40 Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  41 tantalum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  42 tantale [3.1]
Voambolana  43  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  44  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08