|
|
|
|

Teny iditra1  tahàka ny
Singan-teny  2 taka
Sokajin-teny  3  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara.. [1.1]
Mpanahaka  5  mitovy, 6  ohatra, 7  sahala, 8  toa, 9  toy

Fivaditsoratra  10 tahàka ny, 11 tinahaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31