|
|
|
|

Teny iditra1  tahiry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
4 Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra [1.1]
5 fitsitsiana; ambim-bava [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 something saved up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce qu'on économise, thésaurise [1.8]
8 économie; épargne, stock; mémoire [1.13]
Ohatra  9  Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony. [2.470]
10  Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  18  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 ahitry, tahiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17