|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tafy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 unequal, disproportionate. [1.2]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how tafy

Teny iditra (2/2) 7  tafy
Sokajin-teny  8  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fandrakofan-damba na akanjo ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] [1.2]
22 clothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 habit, vêtement [1.8]
Voambolana  24  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  25 faty, 26 fita, 27 tafi-, tafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28