Entrée tafiana (tafy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny
Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [1.1]
Explications en anglais To be clothed, to be dressed. Used of the person. [1.2]
Exemples ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana. [2.48]
Morphologie 
Présent : tafiana, tafiako, tafianao, tafiany, tafiantsika, tafianay, tafianareo, tafian', tafian-, tafiam-, tafia-
Passé : notafiana, notafiako, notafianao, notafiany, notafiantsika, notafianay, notafianareo, notafian', notafian-, notafiam-, notafia-
Futur : hotafiana, hotafiako, hotafianao, hotafiany, hotafiantsika, hotafianay, hotafianareo, hotafian', hotafian-, hotafiam-, hotafia-
Impératif : tafio
Proverbes 

Entrée tafiaña
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Morondrano [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20