|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitafy |
| Fototeny | 2 tafy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
5 Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to dress; to wear the Lamba.
[1.2] 7 to dress, to wear clothes [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se vêtir, porter tel vêtement
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 matify, mitafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|