|
|
|
|

Teny iditra 1  tafo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity
20 Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano)
21 razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga
22 Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 a roof [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 le toit, la couverture du toit [1.3]
25 toit [1.8, 1.13, 1.5]
26 couverture [1.13, 1.5]
27 toiture [1.5]
Ohatra  28  Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472#223]
29  Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356#182]
30  Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo. [2.59#101]
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how tafo
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  33 fato, 34 Fota, tafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21