| Entrée (1/2) | 1 tabataba |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [1.1] |
| Explications en anglais |
4 noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [1.2] 5 noise, racketder [1.7] |
| Explications en français |
6 bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [1.3] 7 bruit, tapage [1.8] |
| Exemples |
8 Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo.
[2.324]
9 kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 28 Son |
| Entrée (2/2) | 29 tabataba |
| Partie du discours | 30 nom |
| Explications en malgache |
31 fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [1.1] |
| Explications en anglais |
32 political tumult [1.2] 33 political upheaval, civil disorder [1.7] |
| Explications en français |
34 trouble, désordre [1.3] 35 révolution, tumulte politique [1.3] 36 tumulte politique, rébellion [1.8] |
| Exemples |
37 Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga.
[2.472]
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 42 Son |
| Anagrammes | 43 batabata, 44 tabataba |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|