| Entrée | 1 soso-kevitra |
| Mots élémentaires | 2 sosoka, 3 hevitra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa [1.1] |
| Explications en français |
6 suggestion [1.5] |
| Exemples |
7 Misy kosa anefa sosokevitra azo atolotra ary hanampy hampisondrotra ny fari-piainana.
[4.27#]
8 Nanome sosokevitra ahy ny evekako hiara-mipetraka fotoana fohy amin' ireo fianakaviana faran' izay sahirana ireo aloha, izay vao misafidy ny hijanona miaraka aminy raha tiako. [1.369#] |
| Vocabulaire | 9 Philosophie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|