|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sokina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 sokona.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 sokina |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 greater hedgehog tenrec (Setifer setosus).
[5.en.https://www.tenrec.org] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 hérisson.
[1.54, 1.8] 9 tenrec. [1.8] 10 grand tenrec hérisson. [5.fr.https://www.tenrec.org] |
| Ohatra |
11 sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa.
[2.895#90]
12 Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina. [2.588#] 13 Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa. [2.643#37] |
| Voambolana | 14 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 17 Randzavola: sokina ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 18 ankôsy, 19 Kisona, 20 kosina, 21 sokany, 22 sokina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|