|
|
|
|

Teny iditra1 soamantsara
Singan-teny  2soa, 3amana, 4tsara
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Ohatra  6 Izaho tany amy ny tany lavitra tonga soamantsara [2.59#277]
7 Raha saika handeha kanefa tafajanona: sitrana soamantsara [1.381]
8 Hotahin'Andriamanitra anie ianareo, ho tonga soamantsara any amin'ny tany halehanareo! [2.298#87]
Tsipelina hafa  9soa aman-tsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02