|
|
|
|

Teny iditra1  nahim-po
Singan-teny  2 nahy, 3 fo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona
6 An-tsitrapo: Nomelohin' ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaovany ilay heloka vitany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 one's own sweet will [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 sa propre volonté [1.8]

Fivaditsoratra  9 himpona, 10 mpanohy, nahim-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17