Entrée siramanta (sira, manta)
Partie du discours nom
Définition malgache Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka
¶ Fanasina
¶ Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [Rajemisa 1985]
Synonymes sira ~ siravato

Mis à jour le 2009/04/27