|
|
|
|

Teny iditra 1  singan' olona
Singan-teny  2 singa, 3 olona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olon-drery, tsy manan-kavana na namana miaraka amin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 une personne seule, qui est au-dessus du nombre pair, qui est seul de sa famille [1.3]
Mpanahaka  7  akanga sisa nanamborana, 8  boribory, 9  honjohonjon' olona, 10  irery tena, 11  mamikitra ahitra irery, 12  manirery, 13  manjenjena, 14  mijongijongy, 15  milalao vovoka irery, 16  misiontsiona, 17  tapa-porohana sisa tsy may, 18  tokan-tena, 19  tsy amboa tsy lambo, 20  tsy ary ambony tsy ary ambany, 21  tsy mana-namana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22