| Entrée | 1 faninganana |
| Radical | 2 singana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro [1.1] |
| Explications en français |
5 L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause [1.3] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|