Entrée (1/2) | 1 sikina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1] |
Explications en anglais |
4 a cloth worn around the waist [1.7] |
Explications en français |
5 étoffe qu'on porte autour des reins [1.8] |
Exemples |
6 nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo.
[2.472]
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 32 7 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 33 Economie: vêtements |
Entrée (2/2) | 34 sikina |
Partie du discours | 35 nom |
Explications en malgache |
36 Famorana na hasoavana: Sikin-jaza Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Anagrammes | 40 kisina, 41 sikina |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |